Teny iditra lolo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irae bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka manify mandraraka vovobovoka ary voaravaka loko mamirapiratra [Rajemisa 1985]
   lolobe, lay [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   a butterfly [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   papillon [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Teny nalaina  

Teny iditra lolo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Araka ny finoan' ny Ntaolo: fanahin' ny olona maty mihelohelo manodidina ny velona toy ny angatra na ny matoatoa, saingy amin' ny tarehi-na lolo ary mazàna manambara zavatra na mahatonga harary [Rajemisa 1985]
   [Bara] fasana, an-dolo [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   a ghost [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   spectre, revenant (fantôme) [Hallanger 1974]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   angatra ~ matoatoa

Teny iditra lolo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Aretinkibo mahavoa tampoka [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Teny iditra lolo (lo)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana frantsay   [duplicatif diminutif] [Abinal 1888]

2016/10/17