Teny iditra loloha (loha)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitondrana zavatra an-doha: Loloha ki [...]
¶ Fitindrana zavatra mitatao ambonin' ny l [...]
¶ Ny havana akaiky izay sahirankirana na m [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the act of carrying on the head; family responsibility [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   action de porter sur la tête [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   les proches parents qu'il faut assister [Abinal 1888]
   devoir d'assister les proches parents [Hallanger 1974]
Ohatra   aza manary loloha fa hava'nao, hoy Andrimanelo tamy ny Halambo. [Callet: Tantara]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/27