Teny iditra lolo mamoha angatra (lolo, foha, angatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ilazana ny zava-dratsy mbola miteraka ratsiratsy indray kokoa noho izy; zava-dratsy mahatonga zavatra ratsiratsy kokoa indray, mampitranga ny zava-dratsy noho izy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31