Teny iditra lomano (lano)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fahaizana mampitsinkafona ny tena ao anaty rano amin' ny fanetsiketsehana ny tongotra sy ny tanana. Misy karazany maro ny fihetsehana amin' ny lomano:
  • ny tsikaroka: lomanon' ny tsy mbola mahay ka toy ny mitsikarokaroka fotsiny ny tanany;
  • ny tsipy sandry: lomanon' ny efa mahay, izay manipy ny tanany lavitra ka manaraka an' iny ny vatany;
  • ny rano tsilany: lomanon' ny mahay koa, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy;
  • ny antsitrika: lomanon' ny mahay, izay mahay misitrika ela any anaty rano;
  • sns...
[Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   swimming [Hallanger 1973]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/23