Teny iditra lomotra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra lomotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra mitankosina maitsomaitso ao anaty rano na mipetaka amin' ny vato anaty rano ka malama aoka izany raha hitsahina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy algae, green water scum; water plants, seaweed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay algues; mousses sur les pierres [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay (dans toute l'île, mais on prononce plutôt lomotsa dans le Sud) (comparer au malais lumut, au batak limul, etc.). Nom générique des algues vertes. Plus particulièrement Vaucheria sessilis (Vaucher) De Candolle (Vaucheriaceae). Mais on le donne aussi à des plantes aquatiques Phanérogames ressemblant à des algues (hydrocharis, etc.) On les employait en teinturerie surtout pour le mordançage des fibres, du fait de leur richesse en mucilage. [Boiteau: Végétaux]
Ohatra 
1Anana hafahafa ny tarehiny dia eo anelanelan' ny lomotra sy ny anandrano. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 158]
2Maroro-paniry ny ketsa eny an-tsaha, voavakivakin' ny valam-parihy maitso lomotra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 5]
3Làlana maniry lomotra no hodiavinao, ka tandremo ny tenanao ndrao lavo - na ny fanahinao ho solafaka! [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 68]
Voambolana 
Anarana siantifika Vaucheria sessilis
Sampanteny 
Teny nalaina 

2018/11/22