Teny iditra lompy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jiolahy, olona ratsy ary tsy valahara [1.1]
Ohatra Mailaka mihitsy anefa ireto lompy mpanao be alina, satria raha tsy efa saka izy tsy ho sahy hitraka ny any am-bilanin'olona; [1.395]
Kamban-teny 

Teny iditra lompy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra tsy azo anoharana na ihodivirana, toy ny fahafatesana: Lompy tsy mahahery [1.1]

Teny iditra lompy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Volomason' ny landy, izay misokatra sy mivelatra ary miova soratra rehefa tohinina [1.1]
Tovy hevitra lopy

Teny iditra lompy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Loza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07