Teny iditra lona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fampijanonana zavatra ao anaty rano; fandrobohana zavatra ela ao anaty rano; fijanonana ela, filentehana any amin' izay aleha [Rajemisa 1985]
   trosa [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07