Teny iditra lonaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mahavokatra satria tsara nofo: Tany lonaka [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy fertile [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay fertile [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Mpanahaka  tany lonaka

Teny iditra lonaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy tranon'ny mpanjaka [SLP 1986]
Fandikana anglisy  [Provincial] a chief [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay  [Provincial] chef [Hallanger 1974]
 palais royal [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31