Teny iditra lonaky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] filoham-poko hajaina ao tanàna [Rakotosaona 1972]
   olona lehiben'ny foko eken-teny ao amin'ny faritra iray [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   chef de clan [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Teny nalaina  

Teny iditra lonaky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] lapa [Rakotosaona 1972]

2013/04/03