Teny iditra londolondo (londo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy fahamiramiranana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy sleepiness [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay envie de dormir [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra londo
Ohatra Tsy miova amin' ny londolondo mpahazo azy tany, ka sady mampitahotra no mampalahelo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 69]

2013/04/30