Teny iditra longo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] havana, namana [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] sakaiza [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] sakaiza, namana [Rakotosaona 1972]
  [Sakalava] Sakaiza, namana [Rajemisa 1985]
 Namana na sakaiza mpiaraka manao ratsy
¶ Sakaiza, havana: Longoko ianao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a friend; a companion in evil-doing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay  [Provincial] ami, compagnon [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny longo ity (1): Ambatolongo

Teny iditra longo
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava, Tsimihety] (sens général : ami, camarade, personne avec qui on a de bons rapports). On appelle ainsi une plante à fibre commune autour des habitations. Voir Decary, Annales Musée Colonial Marseille 1946, p. 83. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 

2018/11/22