Teny iditra longoza
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan-tsakamalao sy tamotamo ary sakarivobe, mamoa mena, hanin' ny mpianala; ataony solondovia ny raviny [Rajemisa 1985]
   Aframomum angustifolium K. Schum (Zinzibéracées). Oe (écharde): tovon-dongoza, tsy misy ravina: asitrika anaty afo, dia apetaka eo amin' ny vava fery. [Descheemaeker: Ravimaitso]
Dikanteny anglisy   a species of cardamom plant. The leaves are frequently used as substitutes for spoons. Known in Mauritius as Longouze (Amomum angustifolium, Hanb.) Same as lingoza (Betsimisaraka) [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   plante; longouze, dont les feuilles sont employées souvent en guise de cuillère. Amomum Daniellii. [Abinal 1888]
Anarana siantifika   Aframomum angustifolium, Amomum angustifolium, Amomum daniellii
Voambolana  
Tsipelina hafa  
Fitovian-keviteny   angezoka ~ volongoja
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny longoza itý (2): Longoza, Longozabe
Sary  

Teny iditra Longoza (longoza)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   longoza
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/01