Teny iditra lonjehitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitanondrehan' ny loba noho ny havesatry ny entana manindry. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   langueur, état de ce qui fléchit sous le poids [Abinal 1888]
Sampanteny  

2012/07/03