Teny iditra lopilopy
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   Fipipizan' ny maso, fipendrampendran' ny hazavana; toetran' ny hazavana tsy mazava tsara [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

2009/11/10