Teny iditra lositra
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy fitsoahana, filefana, fandehanana an-tsokosoko [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay fuite, désertion, évasion [Abinal 1888]
Famaritana anglisy fleeing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui fuit [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Manao andiany izy, ary lositra no fiarovany aina rehefa hazaina izy. [Randzavola: Baiboly, takila 33]
Teny nalaina 

2014/08/04