Teny iditra loterana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   sokajin-kristianina protestanta manaraka ny foto-pampianaran' i Lotera [Akademia 2005]
Ohatra  
1Ny sekoly sy ny faritany loterana dia niantso na nanasa matetika ahy. [Ravelomanana: Lalana, takila 186]
2Notezaina tamin' ny finoana katolika sy loterana izy ireo nandritra ny fahazazany sy fahatanorany. [Razafiarivony: Harivolana, takila 123]
Voambolana  
Ny fihaviany   Anglisy: lutherian.

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/17