Teny iditra lova
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vola na fananana navelan' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany: Nahazo lova be izy
¶ Toetra, aretina nafindran' ny ray aman-dreny na ny razana tamin' ny taranany: Hatsaram-panahy no hany lovany tamin' ny ray aman-dreniny. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an inheritance [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay héritage [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  lovabe
Ohatra 
1Ireny no lova sarobidy avy amin' ny razana. [FOFAFIPE: Haivola, takila 81]
2ny ray aman-dreny masi-mandidy amin'ny lova; [Randriamamonjy: Tantara, takila 420]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2017/06/29