Teny iditra lovantsofina
Singan-teny lova ; sofina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tantara niampitampita am-bava fa tsy mba voasoratra ka tadidin' ny taranaka mifandimby [1.1]
 Tantara tsy voasoratra ifampitan'ny taranaka amam-para amin'ny fianakaviana na foko iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Tradition orale [1.13]
Ohatra Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany. [2.471]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18