Teny iditra lova tsy mifindra (lova, tsy, findra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy lova tsy mivoaka ny fianakaviana; (mba hahatanteraka izany, dia nifanambady mpihavana ny Ntaolo) [Rajemisa 1985]

2011/01/21