Teny iditra lovoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Dobo, antara [1.1]
  [Sakalava] Helo-drano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Petite baie [1.13]
Voambolana 
Ohabolana 

Teny iditra lovoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Milaza tsato-kazo, tsatoka, saingy tsy dia fampiasa loatra [1.1]
Tovy hevitra lozoka

Teny iditra lovoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sihanaka] . Nom qu'on donne aux pâturages d'embouche, pour l'engraissement des animaux, ou tout au moins pour favoriser leur croissance, par extension, nom des pâturages améliorés ; omby andovoka : boeuf d'embouche. [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31