Teny iditra loza
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavatra mampahita fahavoazana lehibe, to [...]
¶ Zavatra miterapahavoazana lehibe ho an' [...]
Mitovy hevitra: angano ~ angano latsaka ~ antambo ~ fahonana ~ faisana ~ fohehatra ~ idiran' angano ~ idirandoza ~ iharan-doza ~ mahatsiravina ~ mahita angano ~ mamoa-tsampona ~ mamohehatra ~ mampidi-doza ~ mampiditra angano ~ sampona ~ sendra ny mangidy tsy telina ~ tambàna ~ tra-boina ~ tra-doza ~ voan' ny patsa iray tsy omby vava ~ voan' ny tain' akoho mahalavo ~ voina ~ zo [tohiny Rajemisa 1985]
   voina mihatra tsy ampoizina [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   calamity, danger [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   calamité, danger [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   accident [SLP: Voambolana]
Ohatra   Loza loatra re io vola io! [Rajaonarivelo: Bina, takila 79]
Ny olona aza no tena loza. [Andraina: Mitaraina, takila 71]
Sampanteny  
Ny bikany  
loza
lozako
lozanao
lozany
lozantsika
lozanay
lozanareo
lozan'
lozan-
lozam-
-doza
-dozako
-dozanao
-dozany
-dozantsika
-dozanay
-dozanareo
-dozan'
-dozan-
-dozam-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra loza
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   masiaka [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]
   Masiaka izaitsizy: Olon-doza, hono, i [...]
¶ Enti-milaza olona na zavatra mampitola g [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   angry, fierce, frightful [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   cruel, intraitable, dangeureux [Hallanger 1974]

Teny iditra Loza
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Dikanteny frantsay   fleuve de la préfecture d'Antsohihy formé par la confluence de la Doroa ... et la Tsinjomorana, forme, dans le canton de Befandriana, par la confluence de l'Ankazabo et l"Antsimpororona ... Il reçoit sur sa rive droite l'Ankofia grossie de l'Anjingo et l'Irony, la Maevarano ..., l'Ambariolava et l'Anjango [Rajemisa 1966]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/27