Teny iditra lozoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Efitra [1.78]
  [Sihanaka] Lavaka manodidina fiarovana tanàna [1.78]
  [Tanala] Lalan-tery, lalana ety dia ety [1.78]
 Tsatokazo misy lavaka itsofohan' ny hidim-bavahady rehefa nohidiana ny vavahadim-bohitra fahizay, izay natao hidim-bala tsotra kosa ankehitriny
Zohy any ambanin' ny tany: Misy lozoka ao anilan' ny vatolampy ao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A tunnel-like place of concealment, as in grass or bushes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tonnelle ou tunnel, abri dans lequel on se place [1.8]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra lovoka

Teny iditra lozoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filofosana amin' izay atao, fiezahana hahay fianarana. ï [1.1]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31