Teny iditra ma
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] omby [Rakotosaona 1972]
 Feon' ny omby izay somary mitarotaroka no mafy; fitrenan' ny omby. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the lowing of cattle [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay beuglement des boeufs [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Fitovian-keviteny mama

Teny iditra ma~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny ma~]
Famaritana anglisy prefix used to form adjectives and verbs, as : lòto, filth; malòto, dirty; hita, seen; mahita, to [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay prefixe qui forme des adjectifs et des verbes; ex.: loto, saleté; maloto, sale; hita, vu; mahita [Hallanger 1974]
 prefixe qui sert à former des adjectifs et des verbes avec des radicaux commençant par une consonne. Madio, propre (du radical dio). Matory, dormir (du radical tory). [maanyan: ma-] [Beaujard 1998]

Teny iditra ma
Sokajin-teny tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana frantsay  [Tankarana] interjection d'admiration. [David 1952 (takila M)]

Teny iditra ma
Sokajin-teny kianteny [firaketana]
Famaritana malagasy  [Sihanaka] moa [Rakotosaona 1972]

Teny iditra ma
Sokajin-teny mpamaritra (vavy)
Famaritana frantsay -ko. Ma soeur, anabaviko, rahavaviko [Malzac 1893]
 -ko. Ma chère, ry malalako [Sims 1969]

Teny iditra ma
Sokajin-teny mpampitohy [firaketana]
  kosa [Profita 1969]

Teny iditra M.A.
Sokajin-teny anarana (simboly)
 fanafohezana ny magister artium grady ambony amin' ny sekoly ambony momba ny zavakanto sy haisoratra [Bergenholtz 1991]

2017/06/29