Teny iditra ma-bolana ilalana
Singan-teny maka ; volana ; ilalana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mandray sy mino izao honohono re eny an-dalana rehetra izao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ajouter foi aux paroles qu'on entend sur le chemin; se laisser tromper par ce qu'on apprend en route [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16