Teny iditra madina (adina)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mahimahina, maodimaody ka mitandrintandrina [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny   madimadina

Teny iditra madina
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   [Betsileo] Ihany, fotsiny: Manao akory e? -- Soa madina [Rajemisa 1985]

2013/03/06