Teny iditra |
madinika
(dinika)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | [Tanosy]
kely [Rakotosaona 1975]
|
| (na majinika, hoy ny fanononan' ny olona matetika) Kely, manify, marotsaka, tsy be maso: Soratra madinika ~ Madini-koditava ny ankizy [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | often pronounced majinika. Small, minute, slender, little, fine, of cloth, etc. [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | petit, menu, mince, fin [Abinal 1888]
|
Tsipelina hafa |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
Haianarantany |
|
|