Teny iditra madiro
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   marikivy, makirana [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   acid, tart, bitter, sour [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   acide [SLP: Voambolana]
Fifanahafana   tsitso

Teny iditra madiro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   kily ... atao hoe koa madilo na madiro na voamatony, na lamoty, ataon'ny Vazaha koa "prunier malgache"... [Ravelojaona: Firaketana]
   Anaran-javamaniry misy voany marikivy (T [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   jereo kily [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   the tamarind tree. See madilo and kily. [Richardson 1885]
   the tamarind tree; also called kily. [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Comme madilo [Abinal 1888]
   le tamarinier; on dit aussi kily. [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   tamarin [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   kily ~ lamoty ~ madilo ~ voamatony
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny madiro itý (7)
Ambalamadiro
Madirobe
  Madirofolo
Madirokely
  Madiromanga
Madirotelo
  Madirovalo
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/30