Teny iditra madiva (diva)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay qui est sur le point de [Abinal 1888]
Ohatra fa ny tambitamby efa lany, ary ny fitia efa madiva. [Dahle: Angano, takila 226]
Endriteny 
madiva
nadiva
hadiva
Fifanahafana  antomotra

Teny iditra madiva (diva)
Sokajin-teny tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy Efaho, kely sisa dia... tsy ho ela intsony dia...: Madiva hilentika ny masoandro. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy almost, on the verge of [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay presque [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 bientôt, prochainement [Abinal 1888]
 sur le point de [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Madiva hiakatra any Antananarivo izahay! [Profita: Ranary, takila 132]
2Efa madiva hitataovovonana ny andro vao tena voaomana ny diako. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 155]
Sampanteny 
Fifanahafana  tamy

2018/08/16