Teny iditra mafafa (fafa)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon' ny mpangalatra nafafa ny zavatra rehetra tao an-tranony
Mitovy hevitra: fafam-bolotondro ~ fafanimondry ~ fongana ~ lany ~ lifa ~ madio ~ majifa ~ malifa ~ naiifa ~ tapitra ~ tsy misy miangana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   exhausted, empty, gone [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   raflé, entièrement enlevé [Abinal 1888]
Ohatra   ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be. [Baiboly: 23.18.43]

Nohavaozina tamin' ny 2017/09/05