Teny iditra mafeja (feja)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tomady; mafonjafonja, mavitribitrika [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy  [Provincial] same as mifeja [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra mafejafeja

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31