Teny iditra mafilotra (filotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Matsiro fatratra (enti-milaza sakafo mendimendy tsara): Nafilotra ny laoka androany fa nataon' i neny ketsaketsa ary nasiany tongolo sy voatabiha [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mafilotra
nafilotra
hafilotra

2013/03/06