Teny iditra mafy fonosana (mafy, fono)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy 1) enti-milaza zavatra (vola) voatahiry tsara ao amin' ny toerana azo antoka, sarotra alaina
¶ 2) enti-milaza olona mahihitra, kahidy, kahihitra [Rajemisa 1985]

2011/02/07