Teny iditra mafy la (mafy, la)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   mizirizy tsy mety manaiky [Ravelojaona: Firaketana]
   Mandà, tsy azo atao ahoana amin' ahoana; fatra-panohitra mafy, mikiribiby rehefa mandà [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   stubborn in denying when one has done wrong [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   qui nie mordicus, qui résiste à l'évidence [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2011/02/07