Teny iditra mafy vava
Singan-teny mafy ; vava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony; tsy mety milaza izay tsy tokony holazaina, mahafehy vava [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01