Teny iditra maha-ambany
Singan-teny maha~ ; ambany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny antony maha-tsinontsinona: Tsy fantatrao ve ny maha-ambany izao toetranao feno lainga sy fitaka izao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01