Teny iditra mahabevohoka (bevohoka (be, vohoka))
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
mahabevohoka
nahabevohoka
hahabevohoka
Ohatra Karama no nanambadiany ahy, mba hanarontsarona ny mahabevohoka tsy manambady ahy ho enti-miaro ny voninahitrareo! [Andriamalala: Taolambalo, takila 49]

2015/04/09