Teny iditra mahabibo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazankazo izay ny voany fanao amin' ny [...] [Sakalava] [tohiny Rajemisa 1985]
   (Anacardium occidentale) hazo fonentana, lava misandrahaka ny sampany, lehibe sady mafy toto ny raviny, mavo manopy mena ny voany. Avy any Amerika atsimo ary dia niitatra any amin' ny ankamaroan' ny faritra tropikaly. Ny Arabo no nampiditra azy teto Madagasikara tamin' ny taonjato faha-18, any amin' ny faritra atsinanana sy any avaratra andrefana mafana sy mando no be azy... [Akademia 2005]
Dikanteny anglisy   the cashew tree; its nut [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   [ mahabiba, mabiba, mabibo ] anacardier, produit la noix de cajou koroso [Tankarana] [David 1952 (takila M)]
   l'anacardier; sa noix [Hallanger 1974]
Anarana siantifika   Anacardium occidentale
Voambolana  
Fitovian-keviteny   koroso
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny mahabibo itý (1): Mahabibo

Teny iditra Mahabibo
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   mahabibo
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10