Teny iditra mahaboka (boka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Qui donne la lèpre [1.3]
Ohatra 
1Fady ny homam-boakena fa mahaboka, hono. [1.437]
2karazan-javamaniry misy tsilotsilo ny raviny ka nanan-daza ratsy ho mahaboka. [2.314]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahaboka
Ny lasa : nahaboka
Ny hoavy : hahaboka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09