Teny iditra mahabongo (bongo)
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
mahabongo
nahabongo
hahabongo
Ohatra Tsy mba ahitra ririnina ity havanao ka hitovy volo amin'ny tany na kitay fahavaratra ka midonaka mahabongo maso fa masoandro be lohataona ka tsy manan-kasosorana amin'olona [Fox: Hainteny, laharana 331]

2015/04/09