Teny iditra mahabotrabotra (botrabotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To have the power to make fat and plump, spoken of food [1.2]
Ohatra aza ampanjakaina ho mavoin-dalána, fa ny omeko mahabotrabotra, hoy Radama. [2.654]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahabotrabotra
Ny lasa : nahabotrabotra
Ny hoavy : hahabotrabotra
Filaza mandidy : mahabotrabotra
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12