Teny iditra mahabotry (botry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To stunt; to make destitute [1.2, 1.7]
 To dwarf [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qui rend rabougri ; qui ruine [1.8]
Ohatra 
1afoizo hatramin' izao ny fahalotoana fa mahabotry ny taranaka. [2.285]
2Koa ialako aminareo rehetra, tompoko, ny tsiny, fandrao maharava harena, ndrao mahabotry terak' omby, ndrao mahafohy tera-bary, ndrao mahakely vody saonjo, ndrao mahafolaka an-datony, ary ndrao mahakizo fara. [2.346]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahabotry
Ny lasa : nahabotry
Ny hoavy : hahabotry
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20