Teny iditra mahadala (adala)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy mahatonga adala, mampivozavoza, mampitahontahona: Mahadala ny toaka sy ny rongony, ka izany no nandraran' Andrianampoinimerina azy ireo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui rend fou, imbécile [Abinal 1888]
Teny nalaina 

2015/03/11