Teny iditra mahadidy (didy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Qui coupe, ordonne, teste ou qui en a la faculté, le pouvoir [Abinal 1888]
Ohatra Ny Zazamarolahy, tsy dia anaty ny io didy io fa ny Andriamanjaka mahadidy azy arak' izay sitra-po ny hiany. [Callet: Tantara]

Teny iditra mahadidy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] misakana, mandrara [Rakotosaona 1972]

2013/09/18