Teny iditra mahadiky (diky)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mahasosotra noho ny loto na ny zavatra maharikoriko ao anatiny: Mahadiky itỳ tranompako ity, fa misy rano maintimainty mitsininika avy ao [Rajemisa 1985]

2009/02/23