Teny iditra mahadilo (dilo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mahatonga hadilo: Mahadilo ny nify ny voasarimakirana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to set the teeth on edge [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra mampadilo ~ mankadilo
Teny nalaina 

2013/03/07