Teny iditra mahadiso (diso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho diso [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to put in the wrong [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rendre fautif; induire en erreur [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahadiso
nahadiso
hahadiso

2011/03/01