Teny iditra mahadona (dona)
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
mahadona
nahadona
hahadona
Ohatra Sady nanatona koa moa izy rehetra, ary efa nisy nahadona ahy aza vao taitra aho. [Andraina: I Vola, takila 31]

2014/10/20