Teny iditra mahadongadonga (dongadonga (donga))
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
mahadongadonga
nahadongadonga
hahadongadonga
Ohatra Odi-tambavin-dRatialaza : mahadongadonga ny any ivelany, fa maha-botry ny ao an-trano. [Dahle: Angano, takila 246]

2017/03/26