Teny iditra mahadoroka (doroka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahamamo, mankaleo: Mahadoroka ny fofon' io zavatra io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui enivre, suffisant pour enivrer [1.3]
Ohatra Tianao ny fanahin-dRahely, fa mahadoroka anao ny safosafon' Ihary. [2.529]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12