Teny iditra mahady (ady)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Afaka na tia miady: Tsy mahady aminao aho fa mitandro ny voninahitro [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Qui combat ou peut combattre [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/04